Entry (1/2) | 1 mandefa |
Root | 2 lefa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany |
Explanations in English |
5 [1.2#386, 1.7] to set at liberty 6 [1.2#386] to release, to send off, to set off, to fire off 7 [1.7] to send, to ship |
Explanations in French |
8 [1.3#395, 1.8] libérer, envoyer 9 [1.3#395] lâcher, laisser partir, donner la liberté, affranchir, donner la permission, congédier, tirer un coup, lancer 10 [1.8] expédier |
Examples |
11 mandefa taratasy aminareo ve izy? [2.472] 12 Ary dia mandefa basy sy tafondro betsaka amy ny andro isoratana. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 mandefà |
Root | 19 lefa |
Part of speech | 20 imperative of active verb mandefa [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in English |
22 [1.2] |
Other spellings | 23 mandefasa |
Anagrams | 24 |
Updated on 2025/01/21 |