Entry | 1 mandena |
Root | 2 lena |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manisy rano, manamando |
Explanations in English |
5 [1.7] to wet, to moisten |
Explanations in French |
6 [1.8] mouiller, humecter |
Examples |
7 Fantany fa ory dia ory ny endrik' io olona io ary misy ranomaso manorika mangina mandena ny takolany. [2.5#] 8 tsy mba manan-tao-maharatsy, na tapak' andro akory aza, ary tsy mba mandena maina andro, fa raha tsy efa lefy ny andro, tsy mba mivoaka; [2.857#] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 andeman, anendam, mandane, mandena, manenda, manendà , nandema |
Updated on 2025/02/05 |