|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby
Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka
Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao
Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra
Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy?
Explanations in English  4  [1.2] to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle
5  [1.7] to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate
Explanations in French  6  [1.8] passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire
Examples  7  [1.437#] Ny mandika tongotr' olona mitsotra.
8  [2.508#] Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina
Root  9  dika
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Titles  20  Fizarana mandika teny (Rajaona Siméon)
Proverbs  21  Proverbs containing the word mandika

Entry (2/2)22  mandikà
Part of speech  23  imperative of active verb mandika [Full list]
Explanations in Malagasy  24  [1.1]
Root  25  dika

Anagrams  26  andikam, mandikà, mandika, mankady, mikanda, nakadim

Updated on 2025/04/19