Entry | 1 mandisa |
Root | 2 disa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Bara, Sihanaka]
mitoto 5 [1.78] [Sakalava, Taisaka, Tanosy] mitoto vary, ets 6 [1.1] mihosy, manosy mitoto vary |
Explanations in English |
7 [1.2] [Provincial]
to pound in a mortar |
Examples |
8 Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro. [2.245#] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mandisañy |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |