|
|
|
|

Entry1  mandisa
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara, Sihanaka] mitoto
4  [1.78] [Sakalava, Taisaka, Tanosy] mitoto vary, ets
5  [1.1] mihosy, manosy
mitoto vary
Explanations in English  6  [1.2] [Provincial] to pound in a mortar
Examples  7  [2.245#] Farany, mandisa: izany hoe, mitoto vary tsy tapaka isan' andro (mahalankalana manko ny mitoto vary teo: indray mandeha isan-kerinandro.
Root  8  disa
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mandisañy

Anagrams  14  andisam, asindam, dinasam, isandam, mandasy, mandisa, misanda

Updated on 2025/02/02