Entry (1/3) | 1 mandonaka |
Root | 2 donaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy zezika mba hahavokatra: Mandonaka tsara ny taniny izy [1.1] |
Examples |
5 Mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117#] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 10 mandonaka |
Root | 11 donaka |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 Manetroka: Handonaka anay ianao raha mitaina kitay hazo lena [1.1] |
Explanations in English |
14 to give off smoke; to expose to smoke, to choke with smoke [1.7] |
Explanations in French |
15 enfumer [1.3] 16 donner de la fumée; enfumer [1.8] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 21 mandonaka |
Root | 22 donaka |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 Mikapoka: Loza raha handonaka ny zanany io rangahy io [1.1] |
Explanations in French |
25 battre [1.3] |
Morphology |
|
Anagrams | 30 manandoka, mandonaka, mankandoa, nandamako, nandamoka |
Updated on 2022/09/10 |