Entry (1/2) | 1 mandotra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: reptiles, amphibians |
Explanations in Malagasy |
4 Karazam-bibilava lehibe, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka 5 Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1] |
Synonyms | 6 manditra, renimanditra |
Entry (2/2) | 7 mandotra |
Root | 8 dotra |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 Mandevona amin' ny afo: Didian' ny fanjakana ny mandotra ny fitafian' izay matin' ny habokana na nendra 11 Manamasaka: Mandotra biriky, mandotra sokay 12 Manery: Mandotra ny lehiben' ny fokontany ny fanjakana hanenjika ny mpangalatra omby 13 Mandoro ary manala ny volom-biby vonoina [1.1] |
Explanations in English |
14 to burn with fire [1.2] |
Examples |
15 Nefa taoriana dia samy namono ny azy indray, fa niforetan' ny mandotra tao anatiny. [1.437#] |
Morphology |
|
Anagrams | 20 mandotra, mandrota |
Updated on 2022/09/10 |