|
|
|
|

Entry (1/2)1  manditra
Root  2  handitra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra
Explanations in French  5  [1.3#212] farineux, savoureux, qui n’a pas trop d’eau
Analogs  6  mafotra, maisatra, mavoana

Entry (2/2)7  manditra
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika
Explanations in French  10  [1.3#431, 1.54] gros serpent
Examples  11  Fa namaly an-katezerana kosa ny manditra hoe: "Ny tongotro no mondry, lany enti-manenjika an' itena; [2.69#195]
Vocabulary  12  Zoology: reptiles, amphibians
Other spellings  13  mandotra
Zoonyms 

Anagrams  15  andritam, atandrim, manditra, mandrita, matindra, tandraim

Updated on 2023/09/25