Entry (1/2) | 1 mandraharaha |
Root | 2 raharaha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy [1.1] |
Explanations in English |
5 to employ a person, to set work to be done. [1.2] 6 to direct, to be administrator of [1.7] |
Explanations in French |
7 diriger, administrer, s'occuper de [1.8] |
Examples |
8 Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany. [2.366#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mandraharahà |
Root | 14 raharaha |
Part of speech | 15 imperative of active verb mandraharaha [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Anagrams | 17 andraharaham, mandraharaha, mandraharahà |
Updated on 2023/01/20 |