Entry |
mandrairay
(rairay (ray))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao Mangalangalatra [1.1]
|
Explanations in English | To receive, to accept. [1.2]
|
Explanations in French | Toucher à tout, voler de petits objets [1.3]
|
Examples | Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e!
[2.445]
|
Morphology |
Present : |
mandrairay |
Past : |
nandrairay |
Future : |
handrairay |
Imperative : |
mandrairaisa |
|
Proverbs |
|