|
|
|
|

Entry1  mandrairay
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mikasika, manendritendry, manohintohina: Aza mandrairay zavatr' olona fa maloto ny tananao
Mangalangalatra
Explanations in English  4  [1.2] to receive, to accept.
Explanations in French  5  [1.3#500] toucher à tout, voler de petits objets
Examples  6  [2.445#] Aza dia tametraka loatra fa ny ankizy anie ka tia mandrairay e!
Root  7  rairay
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mandrairay

Anagrams  13  mandrairay, mandriaria, maraindray

Updated on 2025/01/21