|
|
|
|

Entry1  mandranoka
Root  2  ranoka
Part of speech  3  active verb
Vocabulary  4  Health
Explanations in Malagasy  5  Mitera-drano: Tsy ho sitrana na oviana na oviana ferinao ity raha mandranoka lava toy izao
6  Mahatonga ho osa, reraka: Ny aretina no mandranoka ny marary
7  Tonga reraka, valaka izaitsizy: Nandranoka indray ny marary androany [1.1]
Explanations in English  8  to be sickly, to be an invalid. It differs from Marary in its referring more to the effects of a disease, as causing sleeplessness, pain, etc. [1.2]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :

Anagrams  12  manandroka, mandranoka, mandronaka, manondraka

Updated on 2023/01/20