Entry (1/3) | 1 ranoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anarana omena ny tsiranorano amboarin' ny fihary mba hanova toetra ny hanina alohan' ny hidirany amin' ny ra; ohatra, ny rora dia ranoka manova toetra simika ny hanina raha mbola vao ao am-bava [1.1] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 5 ranoka |
Part of speech | 6 noun |
Vocabulary |
7 Health |
Explanations in French |
8 L'état d'un malade très faible qui est près de s'évanouir [1.3#510] |
Entry (3/3) | 9 ranoka |
Part of speech | 10 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
13 Physics |
Explanations in Malagasy |
14 Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary [1.1] 15 zaka afaka mikoriana [1.13] |
Explanations in French |
16 liquide, fluide [1.13] |
Synonyms | 17 ara-dranoka |
Compound words |
|
Anagrams | 22 ankora, korana, ranoka, rokàna, ronaka |
Updated on 2023/08/11 |