Entry | 1 mandraoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any Mipaoka, mifaoka zavatr' olona Mamabo, manosy (fananan' olona) |
Explanations in English |
4 [1.2] to gather, to collect. 5 [1.7] to gather together in a mass; to seize |
Explanations in French |
6 [1.8] ramasser en une masse; saisir |
Examples |
7 [4.27#] Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana. |
Root | 8 raoka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mandraoka |
Anagrams | 15 andramako, mandaroka, mandraoka, mandroaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |