Entry |
mandreraka
(reraka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1]
|
Explanations in English | To make tired, to exhaust [1.7]
|
Explanations in French | épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3]
|
| épuiser, affaiblir [1.8]
|
Examples |
1 | - Mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany!
[2.117]
|
2 | Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka.
[2.4]
|
|
Morphology |
Present : |
mandreraka |
Past : |
nandreraka |
Future : |
handreraka |
Imperative : |
mandreraha |
|
|