Entry | 1 mandriaka |
Root | 2 riaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. |
Explanations in English |
5 [1.7] to flow as a torrent, to flow in abundance |
Explanations in French |
6 [1.8] couler par torrents, couler en abondance |
Compound words |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word mandriaka |
Anagrams | 9 andikaram, mandraika, mandriaka, miandraka |
Updated on 2023/08/11 |