Entry | 1 ra mandriaka |
Elementary words | 2 ra, mandriaka |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao |
Examples |
5 " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472] |
Updated on 2024/12/07 |