Entry (1/2) | 1 mandringana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý |
Explanations in English |
4 [1.7] to destroy, to exterminate |
Explanations in French |
5 [1.8] détruire; exterminer |
Root | 6 ringana |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mandringàna |
Part of speech | 12 imperative of active verb mandringana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 ringana |
Anagrams | 16 andringanam, mandringàna, mandringana, nandrangiam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |