Entry | 1 mandripaka |
Root | 2 ripaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manjera sy mamely betsaka: Nandripaka tanimbary betsaka ny havandra tatý 5 Mandringana, mamono tsy mamela iray velona: Ny pesta no nandripaka ny mponina teto 6 Mandevona, mandany tanteraka: Afo no nandripaka ny bozaka tamin' itý tanety itý [1.1] |
Explanations in English |
7 to destroy en masse [1.7] |
Explanations in French |
8 abattre, détruire ou tuer en grand nombre [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 mandripaka, mpandraika |
Updated on 2023/01/20 |