|
|
|
|

Entry1  ripaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy
Explanations in English  4  [1.7] destroyed in large numbers
Explanations in French  5  [1.8] couché ou exterminé en masse
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :

Anagrams  11  aripak, paraky, pikara, piraka, ripaka

Updated on 2020/07/31