Entry | 1 aripaka |
Root | 2 ripaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto |
Explanations in English |
5 [1.7] to be destroyed en masse |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on couche ou extermine en masse |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word aripaka |
Anagrams | 12 |
Updated on 2025/01/21 |