|
|
|
|

Entry1  aripaka
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo
Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto
Explanations in English  4  [1.7] to be destroyed en masse
Explanations in French  5  [1.8] qu'on couche ou extermine en masse
Root  6  ripaka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word aripaka

Anagrams  12  apariak, aripaka, pariaka

Updated on 2025/01/21