Entry (1/2) | 1 mandroatra |
Root | 2 roatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy |
Explanations in English |
5 [1.7] to foam, to boil over |
Explanations in French |
6 [1.8] déborder en écume |
Examples |
7 mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 12 misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandroatra |
Entry (2/2) | 17 Mandroatra |
Part of speech | 18 name (toponym) [Full list] |
Explanations in French |
19 [1.11] petit fleuve de la préfecture de Morondava |
Vocabulary |
20 Geography: rivers, lakes |
Anagrams | 21 mandraotra, mandroatra, Mandroatra |
Updated on 2025/02/02 |