Entry | 1 misafoaka |
Root | 2 safoaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany |
Examples |
5 Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana? [2.471] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 isakafoam, misafoaka, misakafoa |
Updated on 2025/01/21 |