Entry | 1 mandrobona |
Root | 2 robona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1] |
Explanations in French |
5 ce qui pousse en donnant de belles touffes [1.196] |
Examples |
6 mandrobona aho, mandonaka ny tany aniriako. [2.117] 7 Milenodenoka sy mandrobona vetivety foana ireo nafafy sy natsatoka; [2.470] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 manorobona |
Anagrams | 12 Ambondrona, mandrobona |
Updated on 2023/01/20 |