Entry | 1 manorobona |
Root | 2 robona |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsara faniry sy maitso ravina (fiteny fandre matetika amin' ny tononkalo mba hilazana hoe mandrobona) 5 Midoroboka fatratra, milobolobo: Hazo manorobona no hitako voalohany teo an-tokotany [1.1] |
Explanations in English |
6 flourishing. Used of growing vegetables [1.2] |
Explanations in French |
7 (poétique) donner de belles touffes [1.3] |
Examples |
8 Mbola manorobona ihany izy, na dia efa antitra aza [2.996] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 mandrobona |
Anagrams | 13 manorobona, norombanao, ronombanao |
Updated on 2023/01/20 |