|
|
|
|

Entry (1/2)1  manda
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda
Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika
Explanations in French  4  [1.3] fortification, rempart
protecteur
Examples  5  Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
6  raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270]
Derivatives 
7  Passive verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)12  mandà
Root  13  la
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Taisaka] tsy manaiky
16  [1.1] Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy
Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana
Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy.
17  [1.10] (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo
18  [1.1] milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho
tsy mandray: mandà ny fahagagana izy
milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana
mivadika: mandà ny teny napetrany izy
Explanations in English  19  [1.2, 1.7] to refuse; to deny
20  [1.2] to reject
Explanations in French  21  [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] refuser
22  [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] nier
23  [1.3] désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents
Explanations in Italian  24  [1.18] negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato
rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato
Examples  25  manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Morphology 
26  Present :
27  Past :
28  Future :
29  Imperative :
Compound words 
Proverbs  34  Proverbs containing the word mandà

Anagrams  35  andam, mandà, manda

Updated on 2023/09/08