Entry | 1 manefy |
Root | 2 tefy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miasa vy na metaly hafa ho zavatra: Manefy vifotsy ve ianao, tompoko? Manamboatra, mamolavola: Samy miady mafy hanefy ny lohan' ny tanora ny antokom-politika |
Explanations in English |
5 [1.7] to forge or fashion metal; to shape clay |
Explanations in French |
6 [1.8] forger et façonner le métal; façonner l'argile en poterie |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 afenim, manefy, mifane, mifena, namefy, nefaim, niefam |
Updated on 2023/08/11 |