Entry (1/2) | 1 tefy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanamboarana vy ho zavatra: Ratsy tefy ity rojo ity izany 4 Famolavolana: Aleo loha tsara tefy toy izay loha nosesefana izao karazam-pahaizana rehetra izao [1.1] |
Explanations in English |
5 the working of clay in pottery; the forging of iron [1.7] |
Explanations in French |
6 ouvrage de forgeron, de potier, d’orfèvre et de tout ouvrier travaillant les métaux [1.3] 7 travail de potier et de forgeron [1.8] |
Examples |
8 tsara tefy ity angady ity (cette bêche a été bien forgée) [1.3] 9 ratsy tefy ireo angadlanyy ireo (ces marmites ont été mal faites) [1.3] 10 Na amin' izany koa aza anefa, dia mbola hita taratra eny ho eny ihany ny dia navelan' i Vola sy ny tefy nataony tamin' ny fiainako. [2.4] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tefy |
Entry (2/2) | 22 tefy |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 (du nom éthiopien tef). Eragrostis tef (Zuccagni) Trotter (Poaceae). Introduit et cultivé comme espèce fourragère. Parfois échappé des cultures. [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
25 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 27 Fety, fety, tefy |
Updated on 2023/06/12 |