Entry | 1 mpanefy |
Root | 2 tefy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy |
Explanations in English |
5 [1.7] a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. |
Explanations in French |
6 [1.8] forgeron; celui qui travaille un métal quelconque |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mpanefy |
Anagrams | 11 afempin, fempina, mpanefy, mpifane, nafempi, pifanem |
Updated on 2023/08/11 |