|
|
|
|

Entry1  fon' ny mpanefy
Elementary words  2  fo, mpanefy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra)
Explanations in English  5  [1.7] a quick temper
Explanations in French  6  [1.8] (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement
Proverbs  7  Proverbs containing the word fon' ny mpanefy

Updated on 2024/12/07