Entry | 1 fon' ny mpanefy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra) |
Explanations in English |
4 [1.7] a quick temper |
Explanations in French |
5 [1.8] (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement |
Elementary words | 6 fo, mpanefy |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word fon' ny mpanefy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |