Entry | tefy manta | ||
Elementary words | tefy ; manta | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny [1.1] | ||
Explanations in English | Careless or unskilled work [1.7] | ||
Explanations in French | Travail négligent [1.8] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/06/12 |