|
|
|
|

Entry (1/2)1  manelo
Root  2  elo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [1.1]
Explanations in English  5  to hinder, to impede [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  mañelo
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  marary [Taisaka, Bara] [1.78]
13  marary, manaintaina [Tanosy] [1.78]
Explanations in English  14  (manelo) to be ill. [1.2]
Vocabulary  15  Health

Anagrams  16  alenom, lemona, lomena, manelo, mañelo, naelom, namelo, neloam, nolema, nomale

Updated on 2023/01/20