Entry (1/4) | 1 elo |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [1.1] 9 trano heva [1.13] |
Explanations in English |
10 a parasol or umbrella [1.7] |
Explanations in French |
11 parasol, parapluie [1.8] 12 petit hangar, chalet; parapluie [1.13] |
Examples |
13 elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257] 14 Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508] |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 17 elo |
Part of speech | 18 noun |
Vocabulary |
19 Emotions |
Explanations in Malagasy |
20 fialonana [Taimoro]
[1.78] |
Entry (3/4) | 21 elo |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Health |
Explanations in Malagasy |
24 aretina [Taisaka]
[1.78] 25 aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Tanala] [1.78] |
Explanations in French |
26 maladie (en général) [Taisaka]
[1.82] |
Entry (4/4) | 27 elo |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 fanahy [Bara]
[1.78] |
Anagrams | 30 elo, leo, ole |
Updated on 2023/05/25 |