Entry | 1 manemitra ny arabe |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin' ny sisin' ny arabe: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe |
Elementary words | 4 manemitra, arabe |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |