Entry | 1 manempontsempotra |
Root | 2 sempotsempotra |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Rivotra manempontsempotra nampihataka ahy taminy hatramin' ny fifampiarahabanay voalohany izany, ary inoako koa fa tsy miafina aminy ny fanalavirako ny ho eo anilany. [2.5] |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |