Entry | 1 manempotra |
Root | 2 sempotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho tsy avy miaina noho ny tsy fisian' ny rivotra, na ny hafanana, na ny fibosesiky ny rivotra be loatra: Vonoy izao afon-kitay lena izao fa manempotra 5 Mandentika ao anaty fahasahiranana: Mbola manempotra mafy ny fanjakana izao ny fampijoroana ny fokonolona [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 manempotra, mpanemotra |
Updated on 2023/01/05 |