Entry (1/2) | 1 manendy |
Root | 2 endy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany |
Explanations in English |
5 [1.7] to fry |
Explanations in French |
6 [1.8] faire frire |
Examples |
7 manam-boanjo ka tsy mba manendy [2.131] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 Manendy |
Part of speech | 13 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny |
Examples |
15 Ny manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba. [2.508] 16 Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472] |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word Manendy |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/28 |