Entry | 1 manentohento |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao izay hisentoana, hitarainana Manao lafo loatra, mivaro-bolony |
Explanations in French |
4 [1.3] Faire soupirer, faire gémir surfaire le prix |
Examples |
5 [2.528] Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e! |
Root | 6 hentohento |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |