Entry |
manetroka
(setroka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay lena Mandonaka, manorisory (olona) amin' ny setroka, manetona: Tandremo sao manetroka ny vahiny ny afonareo Mitezitra mafy, mandevilevy: Nanetroka ny mpianany ilay mpampianatra noho ny toetra ratsy nasehony [1.1]
|
Explanations in English | To give off much smoke [1.7]
|
Explanations in French | émettre beaucoup de fumée [1.8]
|
Examples | Tsy hitaina afo bozaka manetroka intsony izy sy ny taranany.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
manetroka |
Past : |
nanetroka |
Future : |
hanetroka |
|
Proverbs |
|