Entry (1/2) | 1 setroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany |
Explanations in English |
4 [1.7] smoke |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] fumée |
Examples |
6 setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 19 Dona-tsetroka (Andriarimalala René) |
Proverbs | 20 Proverbs containing the word setroka |
Entry (2/2) | 21 setroka |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in Malagasy |
23 [1.1] Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao |
Explanations in French |
24 [1.3] aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée |
Examples |
25 Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558] |
Morphology |
|
Anagrams | 28 |
Updated on 2025/01/21 |