Entry | 1 sinetroka (setroka) |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in Malagasy | 3 setrohana, donafana amin' ny setroka: Nosinetroky ny ankizy ilay vahiny [1.1] |
Explanations in French | 4 enfumé, incommodé par la fumée [1.3#602] |
Synonyms | 5 voasetroka#mg.ppa |
Anagrams | 6 antsiroke, sinetroka |
Updated on 2023/01/20 |