Entry | 1 mangeokeoka |
Root | 2 heokeoka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho |
Explanations in English |
5 [1.2] to feel a tickling sensation in the throat. |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mangeoka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |