|
|
|
|

Entry1  mangeokeoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho
Explanations in English  4  [1.2] to feel a tickling sensation in the throat.
Root  5  heokeoka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mangeoka

Updated on 2024/12/11