Entry | mangingina (gingina) | ||||
Part of speech | adjective or adverb | ||||
Explanations in Malagasy | Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [1.1] | ||||
Explanations in English | Solitary. Used of uninhabited or secret places [1.2] | ||||
Silent, solitary; secret; in secret [1.7] | |||||
Explanations in French | Silencieux; solitaire; secret, en secret [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Updated on 2024/02/27 |