Entry (1/2) | 1 mangopetaka |
Root | 2 hopetaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy ~ Mangopetaka amin' ny rindrina ny rihitra [1.1] |
Explanations in English |
5 spread, somewhat diffused. [1.2] |
Morphology |
|
Other spellings | 9 mangopeta |
Entry (2/2) | 10 mangopetaka |
Root | 11 kopetaka |
Part of speech | 12 adjective |
Explanations in Malagasy |
13 jereo koPEtaka [1.62] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |