|
|
|
|

Entry1  mangorintsina
Root  2  horintsina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany
Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana
Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo
Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa
Explanations in French  5  [1.3] ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne
Vocabulary  6  Health
Analogs  7  mangintsina, migina, mikiririoka
Compound words 

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21