Entry | 1 mangotsokotsoka |
Root | 2 hotsokotsoka |
Part of speech | 3 adjective |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany 6 Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mangotsoka |
Updated on 2023/01/20 |