|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangotsoka
Root  2  hotsoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka
Explanations in English  5  [1.7] to ache, as a boil or rheumatism
Explanations in French  6  [1.8] avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme
Vocabulary  7  Health
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Synonyms  11  mangotsokotsoka

Entry (2/2)12  mangotsoka
Root  13  hotsoka
Part of speech  14  adjective
Explanations in French  15  [1.54] sentir vivement sa déception (gaina)
Vocabulary  16  Emotions
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :

Updated on 2024/12/10